Dikan'ny teny : anofela

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. apophèle) a.: Karaza-moka mahatonga ny tazo amin'ny fampidirany mikraoby hematozoera ao anatin'ny ran'izay voakaikiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel