Dikan'ny teny : anoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (ano), mt. ih. (anoy): Atao: Ny tsy anoina no anoina. - F.-p.: Anoin-tsarotra: atao amin-kasahiranana: Hanointsarotra ny fanaovana it3 trano itj', satria ho avy izao ny orana. (Marihina fa mt. ih. ny anoina izay mitanisa: anoina, hanoina, nanoina ka diso bevava ara-pitsipika ny hoe manoina, izay ampiasain'ny maro amin'ny fiteny hoe mdnoin-tsarotra; ny tiany hampiasaina dia ny mt. p. mifanandrify aminy, dia ny hoe manano sarotra). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel