Dikan'ny teny : anoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (t.tr.) a.: Teny enti-milaza fahiny ny ronono. - F,-p.: Akondro vidin'anoka: akondro atakalo ronono: enti-milaza zavatra roa samy tsara ifanakalozana ka tsy misy maty antoka na mahazo tombony, mitovy amin' ilay manao hoe: Angady mondro sy reniakoho: izay mananda no resy. (Ny akondro sy ny ronono çlia samy hanina noderain'ny Ntaolo ary nataony ho tena fiadanana ny mihinana azy: Trano bongo misy ronono sarotm atao malahelo ary Raha samy voan-kanina ihany, dia aleo voan-kanina amin'ny akondro). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel