Dikan'ny teny : anonovina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Ananovina (it9 faharoa no fampiasa kokoa), (anona) mt ih. (anonovy, ananouy): Atao toy izao na toy izao (tsy lazaina mazava ny fomba tiana hanaovana ilay zavatra, na noho ny hamaikana na noho ny tsy fitiavana hilaza mazava fotsiny): Ananouy kely ange io uarauarana io, ry Koto al Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel