Dikan'ny teny : antaifasy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaram-poko kely amin'ny morontsiraka atsimo atsinanana, monin amin'ny tany anelanelan'1 Manampatra sy Mananara atsimo, izany hoe latsaka eo afovoan'ny Antaimoro, avaratra, sy ny Antaisaka, atsimo; renivohiny: Farafangana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel