Dikan'ny teny : antaimoro

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Foko lehibebe amin'ny morontsiraka atsimo atsinanana, anelanelan'i Namorona sy Manampatra. Taranak'Arabo ny Antaimoro, malaza noho ireo soratra rakitry ny ela atao hoe sorabe (teny malagasy voasoratra amin'ny tarehintsoratra arabo) mitahiry ny tantarandrazany hatramin'ny nahatongavany teto amin'ny Nosy. TanĂ n-dehibe: Vohipeno, Manakara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel