Dikan'ny teny : antaisaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a,: Foko lehibe amin'ny morontsiraka atsimo atsinanana, monina amin'ny tany voafaritr'i Mananivo, avaratra; Itomampy sy Ionaivo, andrefana; ary lavibola, atsimo. Mizara ho zana-poko vitsivitsy ny Antaisaka, izay mitsinjara ho fianakaviana maromaro indray atao hoe kibory (/er, io teny io), Tanàndehiben'ny Antaisaka: Vangaindrano, Midongy atsim o. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel