Dikan'ny teny : antalihazo

Hampiditra dikany vaovao
1 na Mafaikopaka a.: Zavamaniry tena poizina azo ampiasaina ho fampakarana ny tosidra ny hoditry ny fakany sy ny tahony, nefa mbola mila fanamboarana fa tsy atao amin'izao (Ranuolfia media). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel