Dikan'ny teny : antambahoaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaram-poko kely, lazain'ny lovantsofina ho taranaky ny Arabo ary mitoetra manaraka ny morontsiraka atsimo atsinanana anelanelan'i Sakaleona sy Namorona. Renivohiny: Mananjary. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel