Dikan'ny teny : antankarana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Foko kely amin'ny tendrony avaratr'i Madagasikara, izay mitoetra amin'ny tany manaraka ny tsipika tomandavana avy eo Ampasimena (andrefana) ka hatrany Vohemaro (atsinanana); mpiompy sY mPamboly ny Antankarana. TanĂ n-dehibe: Antsiranana, Vohemaro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel