Dikan'ny teny : antanosy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Foko lehibebe arpin'ny tendron'ny Nosy atsimo atsinanana indrindra; voalaza ho taranaky ny Arabo koa ny Antanosy, toy ny Antaimoro, fa niely tarnin' ireo nosy madinika manodidina; ny tany onenany betsaka indrindra ankehitriny dia eo anelanelan'i Masihanaka sy Mandrare; renivohiny: Tolaiiaro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel