Dikan'ny teny : antenaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (antena), mt. ih. (antenao): Inoana am-pitokiana: Antenaiko fa ho avy izy. • Ampoizina: Fandresena no nantenaintsika rehetra, hoy ilay mpitari-tafika, kanjo faharesena ity no hita. • Andrasana: Rakoto no nantenain'ny mponina kanjo Rabe no tonga. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel