Dikan'ny teny : antenatena

Hampiditra dikany vaovao
1 ppk.: Enti-milaza toerana eo ampovoan'ny fiakarana na fidinana iray: Niverina nody izy na dia efa tonga teo antenatena lalana axa. • h.i.: Rihana tsy ambony na ambany indrindra: A-nontanio ao antenatenany fa ao izy no mipetraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel