Dikan'ny teny : antendriahitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Lalao fifaninanana madinidinika toy izao: alaina ny tendron'ny ahitra roa ka terena eo anelanelan'ny fanondro sy ny ankibe; raha efa izany, dia ampifidianina izay halainy ny ankizy rehetra eo, na ny fanondro na ny ankibe; vahana amin'izay ny tanana ka izay nifidy ny rantsantanana iraiketan'ny ahitra no mahazo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel