Dikan'ny teny : antenimiera

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fivorian'olona vitsivitsy ao anatin'ny fikambanana iray mba hihevidraharaha. ¶ M.h.: komity. - F,-p.: Antenimieram-pirenena: anarana iantsoana ny fivorian'ny Solombavam-bahoaka, izany hoe ireo olona nofidin'ny vahoaka tamin'ny latsabato ho solontenany amin'ny famolavolana sy fanaovana lalàna. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel