Dikan'ny teny : antily

Hampiditra dikany vaovao
1 na Antilimbohitra a.: Antoko mpanao raharahampanjakana nisolo ny Sakaizambohitra (jar. it~) tamin' ny taona 1884 ka ankoatra ny raharahan'ireo nodimbiasany (fikarakarana ny fandriam-pahalemana) dia mbola niandraikitra indray ny fanoratana ny teraka, ny fanambadiana, ny maty sy izay rehetra fanaon'ny Tomponarivo tat? aoriana izy ireo. • Mpiambina na mpitsikilo. Ahitsio
2 a.: Antokon-jatovolahy katolika anaty fikambanana iray manam-pitsipika mikendry ny hanampy ny namana mandrakariva amin'ny fanaovaria asa mahasoa ary mianatra ny hahay manavia manavanana. (Ny mifamaly amin' ny Antily, amin'ny antokom-pinoana protesta dia a-tao hoe Tily fotsiny). ~ Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel