Dikan'ny teny : antoandro

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Enti-milaza ny fotoan'andro aorian'ny ma-raina ka hatramin'ny mitataovovonana (hatreo amin' ny 8 ka hatramin'ny 12 ora): Mifohaza, rankizy, fa efa antoandro ny andro. - F.-p.: antoandrobe: efa te-na antoandro ny andro (9-10 ora); / antoandrobenanahary: efa tena antoandrobe ny andro ka mibahaka aoka izany ny masoandro (11-12 ora). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel