Dikan'ny teny : antoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiantohana, izany hoe fanondroana zavatra ho solon'ny zavatra iray raha toa misy fahaverezany na fahasimbany it? faharoa: Tsara antoka ny famantaranandronao fa mandria ivohon'ny vato. f• Zavatra na vola izay tanana raha tsy voaloa ny vola nosamborina: Anto-bolan'olona io trano io ka tsy azonao vidina. 1 Andraikitra: Antokao raha tsy vita ara-pbtoana it? trano i-t?, • Adidy: Antoky ny ray aman-dreny ny fianaran-janany. - t.i.f.: miantoka, fiantoka, mpiantoka / iantohana, fiantohana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel