Dikan'ny teny : antoko

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Andiany, sokajiny iray: Antokôn-tafika. 1 Fikambanana voafaritra tsars hiavaka amin'ny hafa: Antoko politika. 1 h.i.: Mpiaraka na mpikambana miray amin'ny tena, mpiara-dia: Antokonay ry Ranona ireny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel