Dikan'ny teny : antomotra

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t. nap.mt.: Akaiky, tsy ho ela intsony: Efa antomotra ityr ny krismasy. • Akaiky dia akaiky, an-tsisiny, amorona, ambivitra: Antomotra loatra io vilia eo ambony latabatra io fa akisaho. ? F.-p.: Antomotra ohatra ny oron-tsaka: akaiky dia akaiky: Efa antomotra ohatra ny oron-tsaka it9 ny fonadinana. / Antomo-dava ohatra ny andro fandroana: enti-milaza andro iray malaza na mahafinaritra ao anatin'ny taona ka eritreretina foana, fa lasa ny eo dia ny manaraka indray no heverina hany ka toa akaiky foana no fiheverana azy. - t.i.f.: antomorina, voantomotra ) manantomotra, fanantomotra, mpanantomotra 1 anantomorana, fanantomorana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel