Dikan'ny teny : antonona

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Ampy: Antonona azy ve io vary io? • Tsy kely tsy lehibe; tsy mafy tsy malefaka, mifanentana tsara: Izay vao antonona tsara ny hafanana. / Tsy antonona anao velively iny akanjo iny fa milobaloba aoka izany. • Sahaza, mifanaraka tsara: Tsy antonona anao io raharaha io fa ialao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel