Dikan'ny teny : antonta

Hampiditra dikany vaovao
1 (tonta) p. t.: Voatomboka, notombohina. Ahitsio
2 na Antontany, a.: Zavatra mifanongoa: Antontam-bato. it p. mt.: Aza atao antontany toy izao ny vary fa merika ny andro ka tsy ho maina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel