Dikan'ny teny : antony

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Izay nahatonga zavatra iray: Tsy fantatro ny antony nandavany ny fangatahako. (Fanoratra koa ny hoe: ny anton'ny nandavany ny fangatahako). • Zavatra kendrena hotratrarina amin' ny asa iray na izay ilana zavatra iray: Ny taranaka no antony ilofosantsika amin'ny asa isan'andro. / Tsy fantatro ny anton'it? milina - F.-p.: antom-pivelomana: fototry ny fahazoana vola hivelomana, hohanina; / anton-draharaha: fototr'asa a-tao, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel