Dikan'ny teny : antra

Hampiditra dikany vaovao
1 o.: Alahelo, fangorahana, fitserana, fihetseham-po te-hamonjy na hanampy: Lehi?ahy be antra iny lasa iny! • p. t.: Fatra-pangoraka, fatra-pihetsi-po mahita ny fahorian'ny hafa: Antra olona iny uehivauy iny fa tsy mitsahatra ny manome zavatra an'izay mangataka aminy. i t. t.f.: Miantra, fiantra, mpiantra / iantrana, fiantrana 1 mahantra / fahantrana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel