Dikan'ny teny : antsa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hira fankalazana sy fiderana ny fiandrianan'ny mpanjaka na fihobiana ny mpandresy an'ady avy niantafika. - t.i.f.: Antsaina, voantsa / miantsa. fiantsa, mpiantsa I iantsana, fiantsana I mahantsa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel