Dikan'ny teny : antsafa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanontaniana toepahasalamana na toetoe-javatra: Aorian'ny arahaba no matetika atao ny antsafa. 1 Fanontaniana zavatra efa fantatra rahateo, nefa mba tiana h ofotop otorana. - t.i.f.: Antsafaina, voantsafa I manantsafa, fanantsafa, mpanantsafa f anantsafana, fanantsafana f mahantsafa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel