Dikan'ny teny : antsafaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (antsafa) mt. ih. (antsafao): Anontaniana toepahasalamana; anontaniana momba ny zavatra efa fantatra rahateo: Nahoana no antsafainao momba izany aho, nefa efa fantatrao tsara ny momba izany? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel