Dikan'ny teny : antsakaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsaka), mt.ih. (antsakao): Tovozina any andoharano: Rano madio no nantsakaiko anikeheo ka mahagaga fa toa naloto tao anaty siny fotsiny tao ilay izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel