Dikan'ny teny : antsanga

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tany na fako entin'ny riaka na ny rano ka miangona be. - F.-p.: Antsanga tsy aman' orana: zavatra tsy misy antony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel