Dikan'ny teny : antsasahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (antsasaka) mt. ih. (antsasaho): Enti-milaza ny ravim-paraky avala hilona elaela mba ho masaka tsara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel