Dikan'ny teny : antsasaka

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Enti-milaza zavatra simba, lo, masiso (fiteny indrindra amin'ny ravinkazo, lokon-javatra manopY vony). i tif,: antsasahina, voantsasaka 1 manantsasaka, fanantsasaka, mpanantsasaka 1 anantsasahana, f anantsasahana 1 mantsasaka. Ahitsio
2 Antsasany a.: Ila na tapa-javatra nozaraina roa mitovy: Nozarainy ny mofo ka nomeny ny zandriny ny antsasany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel