Dikan'ny teny : antsatoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazana diamanga toy izao: aingaina miakatra ny tongotra, dia aidina, ka ny ombalahintongotra no mamely ny amboampen'ny Ray asiana ka raha indroa na intelo io no voa, tsy mahainga fe intsony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel