Dikan'ny teny : antsavily

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tady ahantona ka mikipilipily na mivezivezy mitondra ny tena handroso na hihemotra. - t.i.f•: miantsavily, fiantsavily, mpiantsavily I iantsaviliana, fiantsaviliana. —( Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel