Dikan'ny teny : antsefa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Kilalao isehoampahakingana amin'ny tanana izay alefa ka asandrahaka, toa mikainkona, mba hamelezana ny ankilany, izay manao toy izany koa: samy mikendry izay hahatratrarana ny an-daniny avy ny mpilalao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel