Dikan'ny teny : antsika

Hampiditra dikany vaovao
1 s.o.: Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny isika raha atao teny fameno: Mahita antsika Andriamanitra, na raha atao milaza tompon-javatra: Antsika ny fahadisoana ka aoka handefitra isika. * F.-p.: Ny antsika: enti-milaza zavatra ananana: Betsaka ny tanĂ na fa ny antsika no tsy afaka an-tsaiko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel