Dikan'ny teny : antsiva

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anjombona vita amin'ny akorandriakandranomasina, fampiasan'ny any amorontsiraka indrindra mba hamory fokonolona. Manana anjara lehibe eo amin'ny fia* ahan-javamaneno koa ny antsiva amin'ny foko sasany: sambatry ny Antambahoaka, antsan-tromba, baheza... Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel