Dikan'ny teny : antso

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Famoahana feo na fanononana teny hampanatona na hampiavy olona ho tonga eo amin'ny tena; famoriana olona hanatrika na ho tonga; fanirahana hitaona olona ho avy. - t.i.f.: Antsoina, voantso ! miantso, fiantso, mpiantso f iantsoana, fiantsoana. a F.-p.: Antso valala: antso avo ren'ny vahoaka betsaka ¶ M.h.: aika avo; / mamaly antso: mamaly raha misy miantso ¶ M.h.: manoina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel