Dikan'ny teny : antsody

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanodinana ny kofehy na ny landy amin'ny ampela na ny volotara; famolesana ny akoran-dandy ho tonga kofehy. - t.i.f.: antsodina, voantsody / manantsody, fanantsody mpanantsody j anantsodiana, fanantsodiana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel