Dikan'ny teny : antsoharaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (antsohara) mt. ih. (antsoharao): Hosorana rano mba ho mafimafy kokoa (ny vilany vaovao). 1 h. o.: Fotopotorana na hamafisina tsara: Isika izao: uelona iray trano, maty iray fasana; fihauanana tsy misy hoantsoharaina ny antsika (kabary am-panambadiana), Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel