Dikan'ny teny : antsoina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Antsovina (antso) mt ih. (antsoy na antsouy): Asaina tonga na manatona amin'ny alalan'ny feo na hofa lamba na fihetsika: Nantsoin-dRakoto ny zanany fa tsy namaly. ~ Ehina, vorina: Nantsoina ny fokonolona hihaino kabary. ~ Asiana, orne-na anarana: Rakoto, izay antaoina koa hoe Rainizafy. ~ Ampanalaina: Nantsoina ny dokotera fa mafy ny aretina. ~ Fidina, tendrena: Nantsoin'ny Filohan'ny Nosy izy hiandraikitra ny fitantanana ny vola. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel