Dikan'ny teny : antsona

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Ilazana ny fahatongavan'ny sambo na lakana eo amin'ny morona misy ny fitodiana; fijanonana amin'ny morona. - t.i.f.: antsonina, aantsona, voantsona ( miantsona, fiantsona, mpiantsona ) iantsonana, fiantsonana ) manantsona, fanantsona, mpanantsona ) anantsonana, fanantsonana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel