Dikan'ny teny : antsorona

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Enti-milaza filazan-javatra lasa aloha loatra, izay any aoriana vao tokony hambara, na filazana mialoha ny mbola any af ara. 1 tif: antsoronina f miantsorona, fiantsorona, mpiantsorona ( iantsoroana, fiantsoroana f manantsorona, f anantsorona, mpanantsorona. ? F.-p.: Miantsoro-mianotra ny resaka: misy zavatra tokony ho nolazaina tany aloha kanefa izao vao ambara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel