Dikan'ny teny : any

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Enti-milaza fanantsodiana kofehy anenomana. i Li. f.: anina, voany / manany, fanany, mpanany l ana-Mana, fananiana. Ahitsio
2 p.mt.: Enti-milaza fotoana izay fampiasa mba hilazana: Fe-potoana efa lasa amin'ny andro itenenana ka mbetika mikambana amin'ny anarana iarahany izy, mbetika misaraka: Aninaraina, anikeheo, any tontolo andro. 1 Fotoana mbola ho avy, ka eto koa izy mety ho lasa aloha na aorian'ny anarana iarahany: Any andro hahatongavako dokotera. / Taona any. Ahitsio
3 p.mt.: Enti-milaza toerana tsy hita maso, azo tovonana t raha enti-milaza ny lasa: Any Toamasina i dadatoa. / Lasa any an'ala izy. / Tany Fianarantsoa aho no teraka. Ireto avy ny fampiasana ha-fa ny any: Raha averina aloha sy aorian'ny teny milaza toerana ny any, dia milaza toerana lavitra dia lavitra tsy bita maso: Lasa nanidina any ambony any ilay fiaramanidina. 1 Indraindray kosa mifanohitra amin'ny at9 ny any: Salama tsara izahay at? fa ianareo any no manao ahoana. 1 Eo alohan'ny anaran-tsamirery milaza olona izay andefasan-taratasy: Any Randria, manao ahoana icinareo? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel