Dikan'ny teny : ao

Hampiditra dikany vaovao
1 p,mt.: Enti-milaza toerana akaikin'ny misy ny tena fa tsy anatrehana: Misy uoronkely ao an'efitra ao. ~ Toerana tsy dia lavitra Ioatra fa takona: Misy tanĂ na ao ambadik'io tendrombohitra io. ~ Toerana anaty: Malahelo ao am-po ny olona tsy tantera-panantenana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel