Dikan'ny teny : aoka

Hampiditra dikany vaovao
1 t.p.: Enti-mampitsahatra na mampijanona asa na zavatra: Aoka izay ny tabataba! p.mt.: miaraka amin'ny ho: Enti-mitaona na mitarika hanao asa na hanan-toetra toy izao na toy izao: Aoka ho malina fatratra isika. - F.p.:Aoka izany: izaitsizy: Mafy aoka izany it? hena Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel