Dikan'ny teny : aompana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ompana) mt. at. (aompano): Atao miompana, aankina: Naompany tamin' ny vody hazo izy talohan'ny hikapohany azy. ~ h.o,: A-raikitra, ankinina: Azo aompana amin'ny fahaizana teknika fotsiny ire ny fandrosoan'ny firenena? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel