Dikan'ny teny : aongana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ongana) mt.at. (aongano): Azera ambony ambany: Naongan'ilay tadio omaly ny hazo tao atsimontrano. ~ Aetry amin'ny voninahitra: Nisy manam-boninahitra maro naongan'ny fanjakana fa saika hanao hevitra hafahafa. ~ Esorina amin'ny raharaha: Naongana tsy ho lehiben'ny fivondronana intsony izy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel