Dikan'ny teny : aoriana

Hampiditra dikany vaovao
1 ppk, na p.mt.: Entimilaza toerana na fotoana mifanohitra amin'ny aloha, izany hoe manarakaraka ny toerana, ny fotoana hafa iray teo aloha: Ny zomà dia aorian'ny (na aorianan'ny) alakamisy (ppk. milaza fotoana). ~ Mipetraha ianao avy eto aoriana (p.mt. milaza toerana). 1 Jereo ao aoriananao fa misy alika kely manaraka anao (ppk. milaza toerana). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel