Dikan'ny teny : aositritsy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr, autruche) a: Kaxazam-borona avo no sady lava tends, 2m60 ny haavony, goaibe (100kg), izay mivelona an'andiany any an-tany efitra; fohy dia fohy ny elany fa ny tongony kosa mahery mandeha fa mety hahavita 40 km isan'ora. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel