Dikan'ny teny : aostralianina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. Australien) a.: Ny firenena tompon-tany any amin'ny tanin'i Aostralia, nosy lehibe any Oseania, izay anisan'ny fizaran-tany lehibe eto amin'izao tontolo izao. ? p.t.: Mikasika an'i Aostralia na an'i Aostralia na avy any Aostralia: Ny aositritsy dia biby aostralianina no niandohany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel